plt_tn/mrk/12/26.md

20 lines
471 B
Markdown

# ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty
"izay nitsangana tamin'ny fahafatesana"
# ny bokin'i Mosesy
"ny boky nosoratan'i Mosesy"
# Izaho no Andriamanitr'i Abrahama ... Jakoba
Izany dia midika fa Abrahama, Isaka, ary Jakoba dia nidera an'Andriamanitra. Maty ara-batana ireo lehilahy ireo, kanefa velona ara-panahy ary mbola midera an'Andriamanitra hatrany.
# ny velona
Izany dia maneho ny olona izay velona ara-batana sy ara-panahy.
# diso hevitra
"diso tanteraka"