# ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty "izay nitsangana tamin'ny fahafatesana" # ny bokin'i Mosesy "ny boky nosoratan'i Mosesy" # Izaho no Andriamanitr'i Abrahama ... Jakoba Izany dia midika fa Abrahama, Isaka, ary Jakoba dia nidera an'Andriamanitra. Maty ara-batana ireo lehilahy ireo, kanefa velona ara-panahy ary mbola midera an'Andriamanitra hatrany. # ny velona Izany dia maneho ny olona izay velona ara-batana sy ara-panahy. # diso hevitra "diso tanteraka"