plt_tn/mrk/12/26.md

471 B

ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty

"izay nitsangana tamin'ny fahafatesana"

ny bokin'i Mosesy

"ny boky nosoratan'i Mosesy"

Izaho no Andriamanitr'i Abrahama ... Jakoba

Izany dia midika fa Abrahama, Isaka, ary Jakoba dia nidera an'Andriamanitra. Maty ara-batana ireo lehilahy ireo, kanefa velona ara-panahy ary mbola midera an'Andriamanitra hatrany.

ny velona

Izany dia maneho ny olona izay velona ara-batana sy ara-panahy.

diso hevitra

"diso tanteraka"