plt_tn/mrk/10/41.md

561 B

Rehefa nahare ny momba izany

Ny teny hoe: "izany" dia maneho an'i Jaona sy Jakoba mangataka hipetraka eo ankavanana sy ankavian'i Jesosy.

Nantsoin'i Jesosy izy ireo

"Nantsoin'i Jesosy ho eo aminy ireo mpianany"

ireo izay heverina ho mpanapaky ny Jentilisa

Afaka atao ihany koa hoe: "ireo izay heverin'ny olona ho mpanapaky ny Jentilisa"

mampanompo azy ireo

"mifehy ny" na "manana fahefana amin'ny"

manampatra fahefana

"manampatra ny fahefan'izy ireo" Izany dia midika fa izy ireo dia manampatra mihoatra ny tokony ho izy ny fahefan'izy ireo.