# Rehefa nahare ny momba izany Ny teny hoe: "izany" dia maneho an'i Jaona sy Jakoba mangataka hipetraka eo ankavanana sy ankavian'i Jesosy. # Nantsoin'i Jesosy izy ireo "Nantsoin'i Jesosy ho eo aminy ireo mpianany" # ireo izay heverina ho mpanapaky ny Jentilisa Afaka atao ihany koa hoe: "ireo izay heverin'ny olona ho mpanapaky ny Jentilisa" # mampanompo azy ireo "mifehy ny" na "manana fahefana amin'ny" # manampatra fahefana "manampatra ny fahefan'izy ireo" Izany dia midika fa izy ireo dia manampatra mihoatra ny tokony ho izy ny fahefan'izy ireo.