plt_tn/mrk/10/41.md

20 lines
561 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Rehefa nahare ny momba izany
Ny teny hoe: "izany" dia maneho an'i Jaona sy Jakoba mangataka hipetraka eo ankavanana sy ankavian'i Jesosy.
# Nantsoin'i Jesosy izy ireo
"Nantsoin'i Jesosy ho eo aminy ireo mpianany"
# ireo izay heverina ho mpanapaky ny Jentilisa
Afaka atao ihany koa hoe: "ireo izay heverin'ny olona ho mpanapaky ny Jentilisa"
# mampanompo azy ireo
"mifehy ny" na "manana fahefana amin'ny"
# manampatra fahefana
"manampatra ny fahefan'izy ireo" Izany dia midika fa izy ireo dia manampatra mihoatra ny tokony ho izy ny fahefan'izy ireo.