plt_tn/mrk/08/29.md

8 lines
404 B
Markdown

# Nanontany azy ireo Izy
"Nanontany an'ireo mpianany Jesosy"
# Nampitandrina azy ireo Jesosy tsy hilaza ny momba Azy na amin'iza na amin'iza
Izy ireo dia tsy tian'i Jesosy hiteny na amin'iza na amin'iza fa Kristy Izy. DH: "Jesosy nampitandrina azy ireo mba tsy hiteny na amin'iza na amin'iza fa Izy no Kristy" na "Jesosy nampitandrina azy ireo, 'Aza miteny na amin'iza na amin'iza fa Izaho no Kristy"