# Nanontany azy ireo Izy "Nanontany an'ireo mpianany Jesosy" # Nampitandrina azy ireo Jesosy tsy hilaza ny momba Azy na amin'iza na amin'iza Izy ireo dia tsy tian'i Jesosy hiteny na amin'iza na amin'iza fa Kristy Izy. DH: "Jesosy nampitandrina azy ireo mba tsy hiteny na amin'iza na amin'iza fa Izy no Kristy" na "Jesosy nampitandrina azy ireo, 'Aza miteny na amin'iza na amin'iza fa Izaho no Kristy"