plt_tn/mrk/08/29.md

404 B

Nanontany azy ireo Izy

"Nanontany an'ireo mpianany Jesosy"

Nampitandrina azy ireo Jesosy tsy hilaza ny momba Azy na amin'iza na amin'iza

Izy ireo dia tsy tian'i Jesosy hiteny na amin'iza na amin'iza fa Kristy Izy. DH: "Jesosy nampitandrina azy ireo mba tsy hiteny na amin'iza na amin'iza fa Izy no Kristy" na "Jesosy nampitandrina azy ireo, 'Aza miteny na amin'iza na amin'iza fa Izaho no Kristy"