plt_tn/mrk/07/29.md

8 lines
285 B
Markdown

# afaka mandeha ianao
"afaka mandeha ianao izao" na "afaka mody ianao"
# Efa nivoaka tamin'ny zanakao vavy ny demonia
Jesosy nandroaka ilay fanahy maloto tao amin'ilay zanaka vavin'ilay vehivavy. Afaka atao ihany koa hoe: "Noroasiko hiala tao amin'ny zanakao vavy ny fanahy maloto"