plt_tn/mrk/07/29.md

285 B

afaka mandeha ianao

"afaka mandeha ianao izao" na "afaka mody ianao"

Efa nivoaka tamin'ny zanakao vavy ny demonia

Jesosy nandroaka ilay fanahy maloto tao amin'ilay zanaka vavin'ilay vehivavy. Afaka atao ihany koa hoe: "Noroasiko hiala tao amin'ny zanakao vavy ny fanahy maloto"