# afaka mandeha ianao "afaka mandeha ianao izao" na "afaka mody ianao" # Efa nivoaka tamin'ny zanakao vavy ny demonia Jesosy nandroaka ilay fanahy maloto tao amin'ilay zanaka vavin'ilay vehivavy. Afaka atao ihany koa hoe: "Noroasiko hiala tao amin'ny zanakao vavy ny fanahy maloto"