plt_tn/mrk/04/38.md

20 lines
547 B
Markdown

# Nofohazin'izy ireo Izy
Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo mpianatra
# tsy mampaninona Anao ve raha ho faty eto izahay?
Nametraka izany fanontaniana izany ireo mpianatra mba hampitana ny tahotr'izy ireo. Afaka atao ihany koa hoe: "mila mifantoka amin'ny zava-mitranga ianao; ho faty avokoa isika rehetra!"
# ho faty eto isika?
Ny teny hoe: "isika" dia misolo tena an'i Jesosy sy ireo mpianany.
# Mitsahara, mitonia
Ireo teny roa ireo dia mitovy ary ampiasaina mba ho fanamafisana ny teny.
# fitoniana be
"fitonian'ny ranomasina"