plt_tn/mrk/04/38.md

547 B

Nofohazin'izy ireo Izy

Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo mpianatra

tsy mampaninona Anao ve raha ho faty eto izahay?

Nametraka izany fanontaniana izany ireo mpianatra mba hampitana ny tahotr'izy ireo. Afaka atao ihany koa hoe: "mila mifantoka amin'ny zava-mitranga ianao; ho faty avokoa isika rehetra!"

ho faty eto isika?

Ny teny hoe: "isika" dia misolo tena an'i Jesosy sy ireo mpianany.

Mitsahara, mitonia

Ireo teny roa ireo dia mitovy ary ampiasaina mba ho fanamafisana ny teny.

fitoniana be

"fitonian'ny ranomasina"