# Nofohazin'izy ireo Izy Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo mpianatra # tsy mampaninona Anao ve raha ho faty eto izahay? Nametraka izany fanontaniana izany ireo mpianatra mba hampitana ny tahotr'izy ireo. Afaka atao ihany koa hoe: "mila mifantoka amin'ny zava-mitranga ianao; ho faty avokoa isika rehetra!" # ho faty eto isika? Ny teny hoe: "isika" dia misolo tena an'i Jesosy sy ireo mpianany. # Mitsahara, mitonia Ireo teny roa ireo dia mitovy ary ampiasaina mba ho fanamafisana ny teny. # fitoniana be "fitonian'ny ranomasina"