plt_tn/mrk/03/09.md

607 B

Dia nampitady sambokely ny mpianany Jesosy ... mba tsy hifanosehan'ny olona Izy

Tahaka ny nifanosehan'ireo vahoaka hankeny amin'i Jesosy, dia tandindomin-doza tamin'ny fifanosehana Izy.

nangataka an'ireo mpianany Izy

"Jesosy niteny an'ireo mpianany"

Noho Izy nanasitrana olona maro, ka

Ny teny hoe: "maro" dia maneho ny isan'ireo olona izay efa nositranin'i Jesosy. DH: "Satria Jesosy dia nanasitrana olona maro, ny olon-drehetra."

nifandrombaka nanatona Azy ny olon-drehetra izay nanana aretina mba hikasika Azy

"ny olon-drehetra izay nanana aretina dia nifanosika sy niezaka hikasika azy"