# Dia nampitady sambokely ny mpianany Jesosy ... mba tsy hifanosehan'ny olona Izy Tahaka ny nifanosehan'ireo vahoaka hankeny amin'i Jesosy, dia tandindomin-doza tamin'ny fifanosehana Izy. # nangataka an'ireo mpianany Izy "Jesosy niteny an'ireo mpianany" # Noho Izy nanasitrana olona maro, ka Ny teny hoe: "maro" dia maneho ny isan'ireo olona izay efa nositranin'i Jesosy. DH: "Satria Jesosy dia nanasitrana olona maro, ny olon-drehetra." # nifandrombaka nanatona Azy ny olon-drehetra izay nanana aretina mba hikasika Azy "ny olon-drehetra izay nanana aretina dia nifanosika sy niezaka hikasika azy"