plt_tn/mrk/03/09.md

16 lines
607 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Dia nampitady sambokely ny mpianany Jesosy ... mba tsy hifanosehan'ny olona Izy
Tahaka ny nifanosehan'ireo vahoaka hankeny amin'i Jesosy, dia tandindomin-doza tamin'ny fifanosehana Izy.
# nangataka an'ireo mpianany Izy
"Jesosy niteny an'ireo mpianany"
# Noho Izy nanasitrana olona maro, ka
Ny teny hoe: "maro" dia maneho ny isan'ireo olona izay efa nositranin'i Jesosy. DH: "Satria Jesosy dia nanasitrana olona maro, ny olon-drehetra."
# nifandrombaka nanatona Azy ny olon-drehetra izay nanana aretina mba hikasika Azy
"ny olon-drehetra izay nanana aretina dia nifanosika sy niezaka hikasika azy"