plt_tn/mrk/02/10.md

12 lines
337 B
Markdown

# Fa mba hahafantaranareo
"Fa mba hahafantaranareo." Ny teny hoe: "ianareo" dia maneho an'ireo mpanora-dalàna sy ireo vahoaka.
# fa manana fahefana ny Zanak'Olona
Jesosy dia maneho ny tenany toy ny "Zanak'Olona." DH: "fa izaho no Zanak'Olona ary manana fahefana aho"
# manoloana ny rehetra
"raha mbola nijery ny olona rehetra teo"