# Fa mba hahafantaranareo "Fa mba hahafantaranareo." Ny teny hoe: "ianareo" dia maneho an'ireo mpanora-dalàna sy ireo vahoaka. # fa manana fahefana ny Zanak'Olona Jesosy dia maneho ny tenany toy ny "Zanak'Olona." DH: "fa izaho no Zanak'Olona ary manana fahefana aho" # manoloana ny rehetra "raha mbola nijery ny olona rehetra teo"