plt_tn/mrk/02/10.md

337 B

Fa mba hahafantaranareo

"Fa mba hahafantaranareo." Ny teny hoe: "ianareo" dia maneho an'ireo mpanora-dalàna sy ireo vahoaka.

fa manana fahefana ny Zanak'Olona

Jesosy dia maneho ny tenany toy ny "Zanak'Olona." DH: "fa izaho no Zanak'Olona ary manana fahefana aho"

manoloana ny rehetra

"raha mbola nijery ny olona rehetra teo"