plt_tn/mrk/01/19.md

20 lines
441 B
Markdown

# tao an-tsambokely
Izany dia afaka heverina fa io sambokely io dia an'i Jakoba sy Jaona. "tao an-tsambokelin'izy ireo"
# namboatra ny arato
"namboatra ny harato simba"
# niantso azy ireo
Mety hanampy be ny fitenenana mazava hoe nahoana i Jesosy no niantso an'i Jakoba sy Jaona. "antsoy hiaraka aminy izy ireo"
# mpikarama
"mpanompo izay miasa ho an'izy ireo"
# nanaraka azy izy ireo
Jakoba sy Jaona nandeha niaraka tamin'i Jesosy.