# tao an-tsambokely Izany dia afaka heverina fa io sambokely io dia an'i Jakoba sy Jaona. "tao an-tsambokelin'izy ireo" # namboatra ny arato "namboatra ny harato simba" # niantso azy ireo Mety hanampy be ny fitenenana mazava hoe nahoana i Jesosy no niantso an'i Jakoba sy Jaona. "antsoy hiaraka aminy izy ireo" # mpikarama "mpanompo izay miasa ho an'izy ireo" # nanaraka azy izy ireo Jakoba sy Jaona nandeha niaraka tamin'i Jesosy.