plt_tn/mrk/01/19.md

441 B

tao an-tsambokely

Izany dia afaka heverina fa io sambokely io dia an'i Jakoba sy Jaona. "tao an-tsambokelin'izy ireo"

namboatra ny arato

"namboatra ny harato simba"

niantso azy ireo

Mety hanampy be ny fitenenana mazava hoe nahoana i Jesosy no niantso an'i Jakoba sy Jaona. "antsoy hiaraka aminy izy ireo"

mpikarama

"mpanompo izay miasa ho an'izy ireo"

nanaraka azy izy ireo

Jakoba sy Jaona nandeha niaraka tamin'i Jesosy.