plt_tn/mrk/01/12.md

387 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Taorian'ny batisan'i Jesosy, dia tany amin'ny tany efitra nandritra ny 40 andro ary nandeha tany Galilea mba hampianatra sy hiantso ireo mpianany izy.

nanery azy handeha

"nandroaka an'i Jesosy tamin-kery"

Tany amin'ny tany efitra Izy

"Nipetraka tany amin'ny tany efitra Izy"

efapolo andro

"40 andro"

Izy dia niaraka tamin'ny

"Teo Izy"