# Fampifandraisana ny foto-kevitra Taorian'ny batisan'i Jesosy, dia tany amin'ny tany efitra nandritra ny 40 andro ary nandeha tany Galilea mba hampianatra sy hiantso ireo mpianany izy. # nanery azy handeha "nandroaka an'i Jesosy tamin-kery" # Tany amin'ny tany efitra Izy "Nipetraka tany amin'ny tany efitra Izy" # efapolo andro "40 andro" # Izy dia niaraka tamin'ny "Teo Izy"