plt_tn/mrk/01/12.md

20 lines
387 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Taorian'ny batisan'i Jesosy, dia tany amin'ny tany efitra nandritra ny 40 andro ary nandeha tany Galilea mba hampianatra sy hiantso ireo mpianany izy.
# nanery azy handeha
"nandroaka an'i Jesosy tamin-kery"
# Tany amin'ny tany efitra Izy
"Nipetraka tany amin'ny tany efitra Izy"
# efapolo andro
"40 andro"
# Izy dia niaraka tamin'ny
"Teo Izy"