plt_tn/mic/06/09.md

689 B

Manao fanambarana amin'ny tanàna ny feon'i Yaveh

DH: "Manao fanambararana amin'ireo vahoakan'Israely ao Jerosalema i Yaveh"

na ny fahendrena aza ankehitriny dia miaiky ny anaranao

DH: "ary ny olon-kendry dia hatahotra an'Andriamanitra" na "ary ny olon-kendry dia hankatò izay lazain'i Yaveh"

''Henoy ny tsora-kazo, sy ny olona izay nametraka izany tamin'ny fitoerany

Eto, ny "tsora-kazo" dia manondro ireo tafiky ny fahavalo izay hiarahan'Yaveh mba hanafaizany ny olony.

fandrefesana mandainga

Io dia manondro ny fandanjana izay nandanjana zavatra tsy araka ny tokony ho izy ka nahafahan'ilay olona mamitaka an-kitsirano ny hafa sy mahazo vola bebe kokoa ho an'ny tenany.