# Manao fanambarana amin'ny tanàna ny feon'i Yaveh DH: "Manao fanambararana amin'ireo vahoakan'Israely ao Jerosalema i Yaveh" # na ny fahendrena aza ankehitriny dia miaiky ny anaranao DH: "ary ny olon-kendry dia hatahotra an'Andriamanitra" na "ary ny olon-kendry dia hankatò izay lazain'i Yaveh" # ''Henoy ny tsora-kazo, sy ny olona izay nametraka izany tamin'ny fitoerany Eto, ny "tsora-kazo" dia manondro ireo tafiky ny fahavalo izay hiarahan'Yaveh mba hanafaizany ny olony. # fandrefesana mandainga Io dia manondro ny fandanjana izay nandanjana zavatra tsy araka ny tokony ho izy ka nahafahan'ilay olona mamitaka an-kitsirano ny hafa sy mahazo vola bebe kokoa ho an'ny tenany.