plt_tn/mic/06/09.md

16 lines
689 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Manao fanambarana amin'ny tanàna ny feon'i Yaveh
DH: "Manao fanambararana amin'ireo vahoakan'Israely ao Jerosalema i Yaveh"
# na ny fahendrena aza ankehitriny dia miaiky ny anaranao
DH: "ary ny olon-kendry dia hatahotra an'Andriamanitra" na "ary ny olon-kendry dia hankatò izay lazain'i Yaveh"
# ''Henoy ny tsora-kazo, sy ny olona izay nametraka izany tamin'ny fitoerany
Eto, ny "tsora-kazo" dia manondro ireo tafiky ny fahavalo izay hiarahan'Yaveh mba hanafaizany ny olony.
# fandrefesana mandainga
Io dia manondro ny fandanjana izay nandanjana zavatra tsy araka ny tokony ho izy ka nahafahan'ilay olona mamitaka an-kitsirano ny hafa sy mahazo vola bebe kokoa ho an'ny tenany.