plt_tn/mic/02/09.md

566 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany amin'ireo mpanan-karena ratsy fanahy ao Israely i Yaveh.

sintoninareo amin'ny zanak'izy ireo mandrakizay ny fitahiako

Amin'ny ankapobeny, io dia manondro ny fitahiana izay nomen'Andriamanitra ny olona. Mety ho manondro 1)ny maha tompon-tany ao Israely, na 2)ny fampanantenana ho avy na 3) ireo rain-jaza, mpamboly izay miasa mafy mba hanorenana ny fifrenena.

nopotehina tamin'ny fahapotehana tanteraka ity

DH: "Hopotehiko tanteraka ity"

dia heverina ...izy

DH: "ianareo doa hihevitra aazy ho"