plt_tn/mic/02/09.md

16 lines
566 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany amin'ireo mpanan-karena ratsy fanahy ao Israely i Yaveh.
# sintoninareo amin'ny zanak'izy ireo mandrakizay ny fitahiako
Amin'ny ankapobeny, io dia manondro ny fitahiana izay nomen'Andriamanitra ny olona. Mety ho manondro 1)ny maha tompon-tany ao Israely, na 2)ny fampanantenana ho avy na 3) ireo rain-jaza, mpamboly izay miasa mafy mba hanorenana ny fifrenena.
# nopotehina tamin'ny fahapotehana tanteraka ity
DH: "Hopotehiko tanteraka ity"
# dia heverina ...izy
DH: "ianareo doa hihevitra aazy ho"