# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fitenenany amin'ireo mpanan-karena ratsy fanahy ao Israely i Yaveh. # sintoninareo amin'ny zanak'izy ireo mandrakizay ny fitahiako Amin'ny ankapobeny, io dia manondro ny fitahiana izay nomen'Andriamanitra ny olona. Mety ho manondro 1)ny maha tompon-tany ao Israely, na 2)ny fampanantenana ho avy na 3) ireo rain-jaza, mpamboly izay miasa mafy mba hanorenana ny fifrenena. # nopotehina tamin'ny fahapotehana tanteraka ity DH: "Hopotehiko tanteraka ity" # dia heverina ...izy DH: "ianareo doa hihevitra aazy ho"