24 lines
655 B
Markdown
24 lines
655 B
Markdown
# Rehefa nivoaka izy ireo
|
|
|
|
Nivoaka ny tanàna i Jesosy sy ireo miaramila no dikan'izany. DH: "Raha nivoaka an'i Jerosalema izy ireo"
|
|
|
|
# dia nahita lehilahy iray
|
|
|
|
"nahita lehilahy iray ireo miaramila"
|
|
|
|
# izay noteren'izy ireo hiaraka amin'izy ireo mba hampilanjaina ny hazofijaliany
|
|
|
|
"izay noteren'izy ireo hiaraka amin'izy ireo mba hahafahany milanja ny hazofijalian'i Jesosy"
|
|
|
|
# toerana antsoina hoe Golgota
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "toerana izay nantsoin'ny olona hoe Golgota"
|
|
|
|
# divay mifangaro amin'ny afero Izy mba ho sotroina
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "divay, izay nafangaron'izy ireo afero"
|
|
|
|
# afero
|
|
|
|
ilay tsiranoka mangidy, mavo izay handevonan'ny vatana sakafo
|