plt_tn/mat/27/32.md

655 B

Rehefa nivoaka izy ireo

Nivoaka ny tanàna i Jesosy sy ireo miaramila no dikan'izany. DH: "Raha nivoaka an'i Jerosalema izy ireo"

dia nahita lehilahy iray

"nahita lehilahy iray ireo miaramila"

izay noteren'izy ireo hiaraka amin'izy ireo mba hampilanjaina ny hazofijaliany

"izay noteren'izy ireo hiaraka amin'izy ireo mba hahafahany milanja ny hazofijalian'i Jesosy"

toerana antsoina hoe Golgota

Azo atao hoe DH: "toerana izay nantsoin'ny olona hoe Golgota"

divay mifangaro amin'ny afero Izy mba ho sotroina

Azo atao hoe DH: "divay, izay nafangaron'izy ireo afero"

afero

ilay tsiranoka mangidy, mavo izay handevonan'ny vatana sakafo