# Rehefa nivoaka izy ireo Nivoaka ny tanĂ na i Jesosy sy ireo miaramila no dikan'izany. DH: "Raha nivoaka an'i Jerosalema izy ireo" # dia nahita lehilahy iray "nahita lehilahy iray ireo miaramila" # izay noteren'izy ireo hiaraka amin'izy ireo mba hampilanjaina ny hazofijaliany "izay noteren'izy ireo hiaraka amin'izy ireo mba hahafahany milanja ny hazofijalian'i Jesosy" # toerana antsoina hoe Golgota Azo atao hoe DH: "toerana izay nantsoin'ny olona hoe Golgota" # divay mifangaro amin'ny afero Izy mba ho sotroina Azo atao hoe DH: "divay, izay nafangaron'izy ireo afero" # afero ilay tsiranoka mangidy, mavo izay handevonan'ny vatana sakafo