plt_tn/mat/26/45.md

614 B

Mbola matory sy miala sasatra va ianareo?

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba ibedesana ireo mpianany nohon'ny fatorian'izy ireo. DH: "Diso fanantenana Aho hoe mbola matory sy maka aina ihany ianareo"

efa akaiky ny ora

Fomba fiteny io. DH: "tonga ny fotoana"

ny Zanak'Olona dia hatolotra

Azo atao hoe DH: "ary misy olona mamadika ny Zanak'Olona"

ny Zanak'Olona

Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.

eo an-tanan'ireo mpanota

Eto ny "tanana" dia ilazana fahefana na fifehezana. DH: "eo amin'ny fahefan'ireo mpanota" na "eo amin'ireo mpanota"

Jereo

"Tandremo tsara izay ho lazaiko aminareo"