plt_tn/mat/26/45.md

24 lines
614 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Mbola matory sy miala sasatra va ianareo?
Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba ibedesana ireo mpianany nohon'ny fatorian'izy ireo. DH: "Diso fanantenana Aho hoe mbola matory sy maka aina ihany ianareo"
# efa akaiky ny ora
Fomba fiteny io. DH: "tonga ny fotoana"
# ny Zanak'Olona dia hatolotra
Azo atao hoe DH: "ary misy olona mamadika ny Zanak'Olona"
# ny Zanak'Olona
Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.
# eo an-tanan'ireo mpanota
Eto ny "tanana" dia ilazana fahefana na fifehezana. DH: "eo amin'ny fahefan'ireo mpanota" na "eo amin'ireo mpanota"
# Jereo
"Tandremo tsara izay ho lazaiko aminareo"