# Mbola matory sy miala sasatra va ianareo? Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba ibedesana ireo mpianany nohon'ny fatorian'izy ireo. DH: "Diso fanantenana Aho hoe mbola matory sy maka aina ihany ianareo" # efa akaiky ny ora Fomba fiteny io. DH: "tonga ny fotoana" # ny Zanak'Olona dia hatolotra Azo atao hoe DH: "ary misy olona mamadika ny Zanak'Olona" # ny Zanak'Olona Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. # eo an-tanan'ireo mpanota Eto ny "tanana" dia ilazana fahefana na fifehezana. DH: "eo amin'ny fahefan'ireo mpanota" na "eo amin'ireo mpanota" # Jereo "Tandremo tsara izay ho lazaiko aminareo"