plt_tn/mat/26/10.md

12 lines
309 B
Markdown

# Nahoana ianareo no manahiran-tsaina an-dravehivavy?
Mametraka io fanontaniana io i Jesosy mba hananarana ireo mpianatra. DH: "Tsy tokony hanahiran-tsaina ity vehivavy ity ianareo!"
# Nahoana ianareo
Manondro ireo mpianatra io.
# ny mahantra
Eto ny "mahantra" dia azo atao hoe DH: "ireo olona mahantra"