# Nahoana ianareo no manahiran-tsaina an-dravehivavy? Mametraka io fanontaniana io i Jesosy mba hananarana ireo mpianatra. DH: "Tsy tokony hanahiran-tsaina ity vehivavy ity ianareo!" # Nahoana ianareo Manondro ireo mpianatra io. # ny mahantra Eto ny "mahantra" dia azo atao hoe DH: "ireo olona mahantra"