309 B
309 B
Nahoana ianareo no manahiran-tsaina an-dravehivavy?
Mametraka io fanontaniana io i Jesosy mba hananarana ireo mpianatra. DH: "Tsy tokony hanahiran-tsaina ity vehivavy ity ianareo!"
Nahoana ianareo
Manondro ireo mpianatra io.
ny mahantra
Eto ny "mahantra" dia azo atao hoe DH: "ireo olona mahantra"