plt_tn/mat/25/41.md

20 lines
420 B
Markdown

# Ary izy hilaza
"Ary ny Mpanjaka hilaza hoe." Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.
# Ianareo izay voahozona
"ianareo ry olona izay nohozonin'Andriamanitra"
# afo mirehitra mandrakizay izay efa voahomana
Azo atao hoe DH: "ilay afo mirehitra mandrakizay izay nomanin'Andriamanitra"
# ireo anjeliny
ieo mpanampy Azy
# nitanjaka Aho, nefa tsy nampitafinareo
DH: "Nitanjaka Aho, kanefa tsy nomenareo fitafiana"