# Ary izy hilaza "Ary ny Mpanjaka hilaza hoe." Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. # Ianareo izay voahozona "ianareo ry olona izay nohozonin'Andriamanitra" # afo mirehitra mandrakizay izay efa voahomana Azo atao hoe DH: "ilay afo mirehitra mandrakizay izay nomanin'Andriamanitra" # ireo anjeliny ieo mpanampy Azy # nitanjaka Aho, nefa tsy nampitafinareo DH: "Nitanjaka Aho, kanefa tsy nomenareo fitafiana"