420 B
420 B
Ary izy hilaza
"Ary ny Mpanjaka hilaza hoe." Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.
Ianareo izay voahozona
"ianareo ry olona izay nohozonin'Andriamanitra"
afo mirehitra mandrakizay izay efa voahomana
Azo atao hoe DH: "ilay afo mirehitra mandrakizay izay nomanin'Andriamanitra"
ireo anjeliny
ieo mpanampy Azy
nitanjaka Aho, nefa tsy nampitafinareo
DH: "Nitanjaka Aho, kanefa tsy nomenareo fitafiana"