plt_tn/mat/24/15.md

16 lines
503 B
Markdown

# fahavetavetan'ny fandravana
"ilay iray mahamenatra izay mandoto ny zavatra izay an'Andriamanitra"
# izay nolazain'i Daniela mpaminany
Azo atao hoe DH: "Izy nosoratan'i Daniela"
# aoka ny mpamaky hahatakatra
Tsy Jesosy no miteny eo. Nampian'i Matio an'io mba hanairana ny mpamaky fa nampiasa teny izay mila saintsainin'izy ireo ary adikan'izy ireo i Jesosy.
# aoka izay ao an-tampon'ny trano
Ny tampon'ny trano izay nipetrahan'i Jesosy dia fisaka, ary afaka nitsanga teo ambonin'izany ny olona.