plt_tn/mat/24/15.md

503 B

fahavetavetan'ny fandravana

"ilay iray mahamenatra izay mandoto ny zavatra izay an'Andriamanitra"

izay nolazain'i Daniela mpaminany

Azo atao hoe DH: "Izy nosoratan'i Daniela"

aoka ny mpamaky hahatakatra

Tsy Jesosy no miteny eo. Nampian'i Matio an'io mba hanairana ny mpamaky fa nampiasa teny izay mila saintsainin'izy ireo ary adikan'izy ireo i Jesosy.

aoka izay ao an-tampon'ny trano

Ny tampon'ny trano izay nipetrahan'i Jesosy dia fisaka, ary afaka nitsanga teo ambonin'izany ny olona.