# fahavetavetan'ny fandravana "ilay iray mahamenatra izay mandoto ny zavatra izay an'Andriamanitra" # izay nolazain'i Daniela mpaminany Azo atao hoe DH: "Izy nosoratan'i Daniela" # aoka ny mpamaky hahatakatra Tsy Jesosy no miteny eo. Nampian'i Matio an'io mba hanairana ny mpamaky fa nampiasa teny izay mila saintsainin'izy ireo ary adikan'izy ireo i Jesosy. # aoka izay ao an-tampon'ny trano Ny tampon'ny trano izay nipetrahan'i Jesosy dia fisaka, ary afaka nitsanga teo ambonin'izany ny olona.