16 lines
464 B
Markdown
16 lines
464 B
Markdown
# ho atolotr'izy ireo ho amin'ny fahoriana ianareo ary ho vonoiny
|
|
|
|
"hanolotra anareo ho any amin'ny manam-pahefana izay hampijaly sy hamono anareo ny olona"
|
|
|
|
# Ho halan'ny firenena rehetra ianareo
|
|
|
|
Eto ny "firenena" dia ilazana ireo olona ao amin'ny firenena. Azo atao hoe DH: "Hankahala anareo ny olona avy amin'ny firenena rehetra"
|
|
|
|
# nohon'ny anarako
|
|
|
|
Eto ny "anarana" dia ilazana ny ilay olona manontolo. DH: "satria mino Ahy ianareo"
|
|
|
|
# hitsangana
|
|
|
|
"ho avy"
|