# ho atolotr'izy ireo ho amin'ny fahoriana ianareo ary ho vonoiny "hanolotra anareo ho any amin'ny manam-pahefana izay hampijaly sy hamono anareo ny olona" # Ho halan'ny firenena rehetra ianareo Eto ny "firenena" dia ilazana ireo olona ao amin'ny firenena. Azo atao hoe DH: "Hankahala anareo ny olona avy amin'ny firenena rehetra" # nohon'ny anarako Eto ny "anarana" dia ilazana ny ilay olona manontolo. DH: "satria mino Ahy ianareo" # hitsangana "ho avy"